๐Ÿ‘๏ธ (@johnoabmar) profile picture
Worldwide
Joined June 2009
"Izay tsy voalazan'ny teny nefa tsy azo avela hangina dia ny Mozika no manambara azy." โ€• Victor Hugo #HafatraAnio #madagascar
nitodika aho taorian'io fa indrisy lasa aloha loatra ny tanan'ilay mpaka sary
vonona hanao figurante angaha ianao ?
@smwhr_nice tsy maintsy ianareo no mahafantatra voalohany rehefa ho tonga ilay fotoana. Fotoanantsika :-)
@smwhr_nice :-) efa tsy andriko mihitsy ary koa.