Nentin'ny sinoa eny an-danitra ny karana.
China has launched its Shenzhou-24 space mission on Wednesday to bring three astronauts to its Tiangong space station, including a Pakistani man. Read more: bbc.in/4A8HgmU
53
7h26 maraina no tapaka ny rano omaly, asa tamin'ny firy no niverina.
Ho hita eo indray rehefa avy eo fa dia fenoina izay afaka fenoina, diovina izay afaka diovina.
#alahadyFitsaharana
Avy natsaka nameno rano.
Amin'ny 2 maraina izao, avy eo nefa mbola hifoha handeha hiasa.
Tsy azon'ny tompon'andraikitra an-tsaina ny hery lany sy ny "baisse de productivité" aterak'izany
1
61
aza variana amin'ny téléréalité fa ny fiainana andavanandro mila fihatsarana sy fanatsarana jerena #Madagasikara
49





